Aiza Izy Izay
Mireille
Bm
(início)
Bm A G F#m Bm
Verse 1
Bm A G F#m Bm Aiza izy izay no tsy hita eto intsony Bm A Lasa lavitra angaha G F#m Bm Tsy tazako eto intsony Bm A G Ny ahitra ao andrefan-tanàna any a F#m Bm Niarahanay nanala Bm A G Ny rindrina lelafin’ny orana F#m Bm Tsy haharitra ny taona [Chorus]: Bm A D A ô ô ô modia modia G F#m Bm F’efa hariva anie izany andro Bm A D A ô ô ô modia modia G F#m Bm Miandry anie ny ao an-tanàna
Verse 2
Bm A G F#m Bm Aiza izy izay no tsy hita eto intsony Bm A Lasa lavitra angaha G F#m Bm Tsy tazako eto intsony Bm A G Ny varavarankely ery ambony F#m Bm Miempaka toa hiala Bm A G Ny orana mandady ny rindrina F#m Bm Mamaritra tomany [Chorus]: Bm A D A ô ô ô modia modia G F#m Bm F’efa hariva anie izany andro Bm A D A ô ô ô modia modia G F#m Bm Miandry anie ny ao an-tanàna
Verse 3
Bm A G F#m Bm Aiza izy izay no tsy hita eto intsony Bm A Lasa lavitra angaha G F#m Bm Tsy tazako eto intsony Bm A G Ery an-dohasaha lonaka F#m Bm Mba lasa saina ihany Bm A G Manjohy miakatr’ iny havoana iny aho e F#m Bm Tsy hita izay hantsoina [Chorus]: Bm A D A ô ô ô modia modia G F#m Bm F’efa hariva anie izany andro Bm A D A ô ô ô modia modia G F#m Bm Miandry anie ny ao an-tanàna
Outro
Bm A G F#m Bm Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Cifra adaptada de fontes públicas. Direitos da composição pertencem aos autores e gravadoras originais. Esta página é parte do projeto educacional Mania de Músico.

